FIMSA

FIMSA

Share

09/06/2026

Assalamou anlaykoum warahmatoullah wabarakarou🤝❤️

Toy izao indray ny fandaharam-potoanan’ny match ntsika amin’ity herinandro ity


⚽️FIMSA VS FIMPAMA (Diego)

📆 Mercredi m,10 juin 2026
📍terrain papan’i Binbin
🕦15h

Tongava maro atsika jiaby 📢



👑
🤝❤️

04/06/2026

Assalamou Anlaykoum warahamatoullah wabarakatou ❤️🤝

Toy izao indray ny fandaham-potoana ntsika amin’ity Alahady hoavy ity “séance de partage “ izay hiarantsika amin’i Mr. Amoury Nazza izay intondrasana ny lohateny hoe “ Intelligence artificielle”

📆 Alahady faha 07 jona 2026
📍bloc FIMSA
🕦08h30’
Tongava maro atsika 📢📢


❤️🤝

Photos from FIMSA's post 31/05/2026

Assalmou anlaykoum warahmatoullah wabarakatou❤️🤝

Alhamdoulillah vita soaman-tsara ireo fandaharam-potoana natao androany alahady faha 31 may 2026, izay nanaovana fankalazana EID AL-ADHA izay niarasana tamin’ireo Ray aman-dReny mpihay an’i fikambanantsika

Velo-koditra tokoa izahay zandry tamin’ireo anatra izay nataonareo Ray aman-dReny sy zoky jiaby taminay
Ary mankasitra atsika jiaby izay tonga nanotrona ny fetintsika androany


❤️😘🤝

Want your school to be the top-listed School/college in Amborovy?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Doany Avaratra
Amborovy
401