TBL Prod - Urban Lab
New collab 💽
26/04/2026
Iza avy ilay mitady LABEL ? Vonona ve ianareo anampy ireto ekipa mamy be ireto :
Artiste Masculin : Talibao
Artiste féminine : Meyra Ofisialy
Réalisateur : D'ArpriCo
Collab + TBL Prod - Urban Lab
25/04/2026
Notre Réalisateur Clip vidéo 🎥
💽 TBL PROD
25/04/2026
TBL PROD signed ✅
Artiste féminine : Meyra Ofisialy
Artiste Masculin : Talibao
Coming soon 🔥
Collab + TBL Prod - Urban Lab 🕊️
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Zita Larissa Rakotosolofo, Nantenaina Alizahr, Mi'Art MC, Dinand Ʀɗ ɞɞ, Ny Harena Andrianary, Mandresy Rha, Maminirina Erica, Michou Michou, Safidy Mendrika Rabarone, Jessica Andrianiaina, Lydie Henikaja
Clip vaovao 📽️ 💽
09/04/2026
Salama e 🫶🏻
Izy no Meyrah Ofisialy. Manana feo miavaka. Ary izany indrindra no nandrisika anay nampiditra azy tato amin'ny TBL PROD.
Sanatria akory ny manavaka ho an'ireo te hiditra ato aminay saingy mbola ho avy ny fotoana handraisanay anareo saingy tadidio anefa fa manana tombony be ireo izay rehetra manao Clip vidéo na manao Song sy hira iray ato aminay.
Miomana fa mbola vokatra milay be koa ity 🔥
TBL Prod dia manao Song sy Vidéo ary ireo karazana événements spécial rehetra. Misokatra amin'ny fiaraha-miasa rehetra. Antsoy : 0348811676
TBL PROD 🔥
14/03/2026
🎶 TALIBAO – Groupe Live Band 🔥
Mozika velona, talenta ary ambiance tsy hay hadinoina no entinay ho an’ny lanonana sy hetsika rehetra. Raha mitady live band matihanina hampafana ny sehatra ianao dia TALIBAO no safidy.
📞 Booking / Contact
+261 34 88 116 76
+261 38 43 806 12
📱 Facebook : Ricah Talibao Mozika
▶️ Youtube : Ricah Talibao vivo
🎵 TikTok : Ricah Talibao
TALIBAO – Mozika velona, fihetseham-po tena izy.
Goûté d' Oreilles 👂🏻 🔥
Ricah Talibao Grand Complet 2026 🔥
02/03/2026
Meyrah Ofisialy
Andriam-bavilanitra manana feo maranitra sy miavaka. Tonga Soa ato amin'ny TBL Prod ❤️🔥
Nosokafako ity Pejy ity mba hifampizarako Mozika aminareo. Manasa anao am-pitiavana hanaraka ahy 👆🏻 " Suivre "
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ambatondrazaka