Zø Design conception

Zø Design conception

Share

03/05/2026

📄 CV. --------- ✉️ LM
💰 1500 Ar dia efa mahavita CV ato aminay
💰 1500 Ar koa ny lettre de motivation na demande d'emploi

📂 Cv pdf = 1500 ar
📂 Cv pdf + fichier modifiable ( word, PowerPoint ) = 3500 ar
📂 Lettre pdf + fichier modifiable ( word) = 1500 ar

✨ Izahay dia manamboatra :
📄 ✅ CV matihanina sy manintona
✉️ ✅ Lettre de motivation mandresy lahatra
🎓 ✅ Demande de stage
📝 ✅ Lettre d'engagement
💼 ✅ Demande d'emploi
📌 sns...

📢 Marihina fa ny lettre rehetra ato aminay dia 1500 Ar
🎁 Mahazo 📄 PDF + 📝 WORD modifiable enao
✨ Ireo modèles CV ato aminay ✨
🇫🇷 Français
🇬🇧 Anglais
🇨🇦 Canadienne
🇩🇪 Allemand
🇲🇺 Mauricienne
💼 ✨ Professionnel
🎨 ✨ Moderne
📊 ✨ Modèle FID Madagascar
🌍 ✨ Europass

👉 misy model maro be azo isafidianana
🤝 Manampy amin'ny fanontaniana momba ny entretien koa izahay 🥰

📌 Marihina fa ny CV sy lettre dia atao :
✔️ Professionnel
✔️ Mandresy lahatra
✔️ Maneho tsara ny motivation-nao 🥰

❎ Maro ireo modèles azo isafidianana (🇫🇷 / 🇬🇧)

👉 natao hahasarika sy hanintona ny recruteur
🔥 ka ny entretien sisa no hifantohanao 😉

📩 ⚪ Afaka alefa par :
📧 Email
💬 WhatsApp
Messenger

📞 😉 Contact :
📱 038 34 196 03
📱 032 27 769 04
💬 WhatsApp : 032 27 769 04

👉 Mp avy hatrany amin'ilay page zø design conception

Photos from Zø Design conception's post 13/04/2026

🚀 Boostez votre image professionnelle dès aujourd’hui !
Un bon CV fait toute la différence 🔥

Avec ZO DESIGN CONCEPTION, obtenez :
📄 Un CV clair, moderne et professionnel
📝 Une lettre administrative bien rédigée
⚡ Livraison rapide en 20 minutes seulement

💰 Tarifs :
• CV PDF : 1 500 Ar
• CV modifiable : 3 500 Ar
• Lettre : 1 500 Ar

🎯 Adapté pour étudiants, chercheurs d’emploi et professionnels

📲 Contactez-nous maintenant :
📞 032 27 769 04 (WhatsApp)
📞 038 34 196 03

✨ Manome ny tsara ho anao hatrany !
📩 Commandez dès maintenant et démarquez-vous !

12/04/2026
Photos from Zø Design conception's post 10/04/2026

📄 CV. --------- ✉️ LM
💰 1500 Ar dia efa mahavita CV ato aminay
💰 1500 Ar koa ny lettre de motivation na demande d'emploi

📂 Cv pdf = 1500 ar
📂 Cv pdf + fichier modifiable ( word, PowerPoint ) = 3500 ar
📂 Lettre pdf + fichier modifiable ( word) = 1500 ar

✨ Izahay dia manamboatra :
📄 ✅ CV matihanina sy manintona
✉️ ✅ Lettre de motivation mandresy lahatra
🎓 ✅ Demande de stage
📝 ✅ Lettre d'engagement
💼 ✅ Demande d'emploi
📌 sns...

📢 Marihina fa ny lettre rehetra ato aminay dia 1500 Ar
🎁 Mahazo 📄 PDF + 📝 WORD modifiable enao
✨ Ireo modèles CV ato aminay ✨
🇫🇷 Français
🇬🇧 Anglais
🇨🇦 Canadienne
🇩🇪 Allemand
🇲🇺 Mauricienne
💼 ✨ Professionnel
🎨 ✨ Moderne
📊 ✨ Modèle FID Madagascar
🌍 ✨ Europass

👉 misy model maro be azo isafidianana
🤝 Manampy amin'ny fanontaniana momba ny entretien koa izahay 🥰

📌 Marihina fa ny CV sy lettre dia atao :
✔️ Professionnel
✔️ Mandresy lahatra
✔️ Maneho tsara ny motivation-nao 🥰

❎ Maro ireo modèles azo isafidianana (🇫🇷 / 🇬🇧)

👉 natao hahasarika sy hanintona ny recruteur
🔥 ka ny entretien sisa no hifantohanao 😉

📩 ⚪ Afaka alefa par :
📧 Email
💬 WhatsApp
Messenger

📞 😉 Contact :
📱 038 34 196 03
📱 032 27 769 04
💬 WhatsApp : 032 27 769 04

👉 Mp avy hatrany amin'ilay page zø design conception

28/02/2026

✨ MILA CV NA LETTRE MATIHANINA VE IANAO ?
Asehoy amin’ny fomba matihanina ny mombamomba anao miaraka amin’i ZO DESIGN MULTI-SERVICES.

🔹 CV matihanina (Canadien, ATS, Europass, FID Madagascar, Moderne, Simple…)
🔹 Lettre administrative (motivation, démission, engagement, fangatahana…)

⚡ Vita ao anatin’ny 20 minitra aorian’ny fandefasana ny informations.
💰 Vidiny mora sy mazava :
• 1 500 Ar – CV (PDF)
• 3 500 Ar – CV (PDF + fichier modifiable)
• 1 500 Ar – Lettre (PDF + Word modifiable)

🎯 Serivisy haingana, kalitao avo, ary mifanaraka amin’ny filànao.

📞 Contact :
📲 032 27 769 04 (WhatsApp)
📲 038 34 196 03

✨ Manome ny tsara ho anao hatrany!
Alefaso ny mp directe amn page, ary ataovy matihanina ny taratasinao. 🚀

Photos from Zø Design conception's post 20/09/2025

🔥 Mitady asa ve ianao? 🔥
👉 Aza avela ny CV sy Lettre de motivation no hanakana anao tsy hahazo asa!

✨ Eto aminay, manomboka @ 1500Ar monja dia efa:
✅ CV matihanina, maoderina & mandresy lahatra ( 1500 ar pdf dia 3500 ar mahazo pdf + fichier modifiable enao)
✅ Lettre de motivation / Demande d’emploi maharesy lahatra tsara ( Pdf+word modifiable)

🌍 Misy modèle marobe:
🇫🇷 Français | 🏴 Anglais | 🇨🇦 Canadienne | ✨ Moderne | ✨ Europass | ✨ Fid Madagascar | 🇩🇪 Allemand | 🇲🇺 Mauricienne

💡 Bonus:

Torohevitra momba ny entretien 😉

Safidy modèle tsy manam-petra ho an’ny tsirairay

❤️ Efa maro ny afa-po sy nahita asa taty aminay!

📲 Mifandraisa avy hatrany:
WhatsApp 👉 032 27 769 04
Tel 👉 038 34 196 03 / 032 27 769 04

✨ Ataovy manintona ny antontan-taratasinao, ary avelao izahay hanampy anao ho lasa mpandresy! ✨

Photos from Zø Design conception's post 23/04/2025
Photos from Zø Design conception's post 19/08/2024

😌💯Tsy mitsahatra ny manome ny tsara sy ny mahafa-po Izahay eto amny zø Design conception ✨

❤️Eto dia souvenir📹📷 mamy sy tsara bé ho anareo no ho ataonay , afaka imprimena atao ao antrano️️🏡 sy amn rindrina 🏞️,cadre photo🖼️, atao fond d'écran☸️, atao album sy ny sisa
💯😉 ✅Marihina fa haute qualité HD 1080 ny sary rehefa vita noho izany na atao ngezabe ary rehefa imprimena dia tsara be fona

✨ Manana anjara amzany daholo ny rehetra
--Portrait Famille ‍‍‍( fianakaviana)👨‍👩‍👧‍👦
--Couple‍❤️‍(mpifankatia)👩‍❤️‍👨
--Meilleur amie(mpinamana)👭
--Collège (mpiara-miasa)
--Camarade de classe (mpiara-mianatra)🧑‍🎓👩‍🎓
.......sns

✨mety ho fahatsiarovana tamn vacance⛱️🏖️🧳 izany️, mety ho anniversaire🎁,mety ho fahatsiarovana manokana🤳 , ireo andro nanan-danja sy ireo fety na fotoana nanan-danja teo amn fiainanao🎉🍾

Ireto model ireto dia santionany , tena mivoka tss miova tahak'ireo amn sary ireo fa juste we sarinareo no amny sy izay soratra sy légende tianao atao amny

😉Tena we arak'izay hitiavao azy 👌

🫰💲Mora tena mora ny sarany💲

🗨️🗯️️️Miditra mp avy hatrany ary dia miteny izay model mety amnao amin'ireo na koa mety tss amreo ilay tianao dia midira ihany mp fa afaka ataonay izay heritreritrao️️🗨️🗯️

🗨️🗨️Averina ihany fa vita daholo izay tianareo sy Zavatra recommandenareo ,Tonga dia Miditra mp foutsny dia miteny ny model tianareo na ilainareo dia omeko Safidy maro🗨️🗨️

Photos from Zø Design conception's post 16/08/2024

📢 Ho anao manao vente sur Facebook, page Facebook (indrindra fa enao manao vente enligne io 😀) na boutique na koa asa tiana atao publicité........... nefa te anao publicité sy tarifs Complet 😲

😉 Izahay dia afaka manao izany , Izahay dia afaka manao pub sy tarifs amnizay hitiavanao azy tsara mintsy , omena anao ny model dia ianao no misafidy izay rehetra atao amle izy .Ho any varotra sy asa mila publication feno tsara👌

Izay vente na asa ataonao misy model Maro daoly (coiffure💇 ,beauté❇️, chaussures👟, lingerie🧺, matériel informatiques👨‍💻, électricien🧑‍🔧, plomberie👨‍🏭 sns......)

Afaka réalisena tsara izay heritreritrao

💲💲Prix raisonnable tsara💲💲ary maro no efa hafa-po tato amnay 😉

Miditra mp directe ary na miantso avy hatrany

contact : 032 27 769 04
038 34 196 03

Want your business to be the top-listed Media Company in Alasora?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Alasora
103