Association Miora
06/05/2026
๐ฃ ๐ง๐ผ๐น๐ผ๐๐ฟ'๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ผ ๐บ๐ถ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐ป๐ธ๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ ๐ ๐๐ข๐ฅ๐ !
1๏ธโฃ ๐ฃ๐ฟ๐ผ๐ท๐ฒ๐ฐ๐ ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ด๐ฒ๐ฟ - Stage (mety misokatra amina CDI)
2๏ธโฃ ๐ ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฝ๐ ๐ฎ๐ป-๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐ธ๐ - CDI
๐กMIORA dia Fikambanana kristiana manohana ny ankohonana ety Atsimondrano amin'ny alalan'ny fampihofanana ireo ray aman-dreny eo amin'ny sehatry ny asa sy ny fanabeazana ny ankizy ho olom-banona.
Maro ireo tetikasa sahanina amin'izany.
Anisan'izany ny ๐ฃ๐ฟ๐ผ๐ด๐ฟ๐ฎ๐บ๐บ๐ฒ ๐๐ป๐ธ๐ฎ๐๐ฎ izay mampiofana sy mampiditra miasa ireo vehivavy manan-talenta amin'ny fikarakarana tokantrano, fitaizana zaza sy beantitra.
Manokatra ireto tolotr'asa roa ireto izahay noho izany.
๐ก๐ ๐ธ๐ฎ๐น๐ถ๐๐ฎ๐ผ ๐ถ๐น๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ ?
- Mpiara-miasa marim-po
- Mitady fiarahamiasa maharitra
- Manana fikirizana
- Ary vonona hitombo traikefa sy hianatra fomba fiasa vaovao
โ๏ธ ๐ ๐ฎ๐ต๐ฎ๐น๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ป๐ ๐ต๐ถ๐๐ฒ๐น๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ต๐ฎ๐๐ฟ'๐ฎ๐๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ ?
Fantaro eto amin'ny sary eto ambany ny mombamomban'ireo tolotr'asa ary araho ny toromarika hametrahana ny candidature anao โฌ๏ธ.
18/03/2026
๐ผ๐๐ป๐ธ๐ฎ๐๐ฎ ? Vehivavy miofana mba ho matihaninana eo aminโny sehatry ny asa an-trano.
Ankoatranโny fahaiza-manao dia miofana manokana izy ireo mba ho tonga :
- Vehivavy kristiana manaraka ny sitraponโAndriamanitra ary ampihatra izany eo aminโny asa
- Vehivavy mandray andraikitra sy tomponโandraikitra aminโny asany
- Vehivavy mahay manaja sy manao ho laharam-pahamehana ny asany
- Vehivavy manaja ny mpiara-miasa sy ny manodidina fa indrindra ny mpampiasa azy
- Vehivavy mahatoky aminโny asa
- ary mahay mandrindra ny asany araka ny tokony ho izy
โจ Na mitady mpiara-miasa toa izany ianao, na maniry ny anatevin-daharana ny ekipa, ... ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ !
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the organization
Website
Address
Opening Hours
| 12:00 - 16:00 |