IartLanto

IartLanto

Teilen

Photos from IartLanto's post 10/05/2026

💐Einen schönen Muttertag an alle Mütter! Alles Gute! 💐

androany 🥰😆

🌸 Androany no ankalazaina ny Fetin’ny Reny aty amin’ny Autriche ary koa amin’ny firenena maro toa an’i Canada, Etats Unis, Italie, Australie, Turkey sy ny hafa 🌍❤️

Tsy mitovy ny daty satria samy manana ny tantarany sy ny fombany ny firenena tsirairay💖

Feno fihetseham-po be androany faly satria
🥰Reny aho … dia nahazo fanomezana avy amin'ilay zanaka kely mamy kely 😍 une carte de voeux fait à la main 🥹✨ Hetsika tsotra, nefa feno fitiavana be ❤️.

😪Tetsy ankilany rehefa fotoana toy izao dia mahatsiaro sy malahelo… 🤍
Tsy levona ato am-poko ny fitiavanao ry Neny ❤️ hoy ilay hira zay hoe izao lehibe izao niaina ilay niainanao ka nahatsapa ilay fitiavanao 💔💔ka rariny raha tiako ianao

À tous les enfants dont nos mamans sont parties trop tôt, comme la mienne 🤍
Je veux vous dire que votre douleur est réelle, que votre cœur a le droit de pleurer, de ressentir le manque, et d’aimer encore très fort malgré tout 💔🌸
Vous n’êtes pas seuls. Votre histoire vous rend courageux, même dans les jours les plus silencieux.

Mirary Fetin’ny Reny sambatra ho an’ny reny rehetra 💐
Bonne fête à toutes les mamans
— iart Lanto ✨

Photos from IartLanto's post 08/05/2026

Ho anareo izay mbola tsy nahazo ilay "Guide spécial Crochet pour débutant" dia mandefasa MP fa mbola misy faona iny ô 📖📃📚🧶🧶

Version pdf, 12 pages be zao 😍😍😍
Itanao ao n fampianarana ny point de base ary torohevitra ilaina amin'ny fanombohana ny crochet.

Vidiny mirary ✅️

Mankasitraka an'ireo rehetra efa nandray anjara ❤️

Photos from IartLanto's post 06/05/2026

Manakory izao ny toetran-drandro any ôô

Mety efa manomboka mangatsika ve ?

Ny aty aminay zao efa manomboka mafana be 🥰🥰🥰.

Ndao isika hamaky loha kely amin'ireto diagramme ireto indray ary aloha eee,

Mba hisy hijejona andro mangatsika🥰🥰🥰.

Wollen Sie Ihr Service zum Top-Innenausstattungsservice in Vienna machen?
Klicken Sie hier, um Ihren Gesponserten Eintrag zu erhalten.

Webseite

Adresse

Vienna